Україна / Ukraïna ((uk))
((uk))
Okraina ((mg))
Sainan'ny Okraina evan'ny Okraina
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Воля, Злагода, Добро (Volja, Zlahoda, Dobro)
Ukrainien : Liberté, Accord, Bonté
Europe location UKR.png
Teny ofisialy Fiteny Okrainianina
Renivohitra Kiev [Kyïv]
50°28' N 30°29' E
Tanana ngeza indrindra Kiev
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
- Praiministra
fitondrana ara-piloha an-tapany
Volodymyr Zelensky
Denys Shmyhal
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 44
603 700 km²
Négligeable
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 26
45 994 287 mpo.
76 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Okrainianina
IDH (2006) increase 0,786 (moyen) faha 82[1]
Sandam-bola Hryvnia (UAH)
Faritr'ora UTC +2: (EET);

Heure d'été: UTC+3: (EEST)

Hiram-pirenena Šče ne vmerla Ukraïna
Fiteny Okrainianina : Mbola tsy maty ny Okraina
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+380

I Okraina dia firenena any Eorôpa Atsinanana, izy ny firenena ngeza indrindra any Eorôpa eo aorian'i Rosia. Manana morontsiraka i Okraina any atsimony eo amin'ny Ranomasina Mainty. Mizara sisin-tany amin'ny Rosia izy any atsinanana, Bielôrosia any avaratra ary amin' i Pôlônia, ny Slôvakia, i Romania, i Hôngria, ny Môldavia any andrefana.

Jereo koaHanova

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

TsiahyHanova

  1. lahatra ara-IDH 2008

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.