Heniheny
Ny heniheny dia velaran-tany mando izay anirian' ny zavamaniry amin' ny ampahany sady misy ranovory amin' ny ilany na eo afovoany.
Teny malagasyHanova
FamaritanaHanova
Ny heniheny dia "tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra"[1].
Teny mitovitovy hevitraHanova
Jereo koaHanova
Ranomasira
Ranovory
Ranomandeha