Irlanda
I Irlanda na Irlandy na Repoblikan' i Irlandy dia firenena ao Eoropa izay ao amin'ny ampahany be amin'ny Nosin'i Irlandy ao amn'ny Ranomasimbe Atlantika avaratra. Azy ny 26 amin'ny komtea ao amin'io nosy io ka ny enina sisa dia amitambatra amin'i Irlandy Avaratra izay mitambara amin'ny Fanjakana Mitambatra (anglisy: United Kingdom). Amin'ny teny irlandey dia atao hoe Éire na Poblacht na hÉireann io firenena io, fa amin'ny teny anglisy kosa dia Ireland na Republic of Ireland. Ny renovohiny dia i Dublin izay atao amin'ny teny irlandey hoe Amhrán na bhFiann. Mikambana ao amin'ny Vondrona Eoropeana i Irlandy. Manana velarana 70 273 km2, i Irlandy sady misy mponina 5 011 102 tamin'ny taona 2017.
Jereo koaHanova
Firenena ao Eorôpa
Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.
Kôntinenta eto an-tany