Toekarena
Ny toekarena na ekônômia dia siansa mikasika ny fanamboarana, fizaràna, fifanakalozana ny entana ary sampandraharaha. Dinihin' ny siansa ekônômika ny toe-karena miankina amin' ny teôria ekônômika.
TantaraHanova
Ny fitomboana ara-toekarena dia faritana ho fitomboan'ny tena famokarana vokatra eo amin'ny toekarem-pirenena mandritra ny fe-potoana iray (mandritra ny iray volana, telovolana, taona).[1]
Jereo koaHanova
FanamarihanaHanova
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Economics |