Repubblika ta' Malta
Republic of Malta en
Repoblikan'i Malta ((mg))
Drapeau de Malte Armoiries de Malte
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : aeal in Kura u ir consta
(Maltais)
Par le courage et la constance
Teny ofisialy Malltezy sy anglisy
Renivohitra La Valette
35°54′N 14°31′E / 35.900°N 14.517°E / 35.900; 14.517
Tanàna ngeza indrindra Birkirkara
Fitondrana sy governemanta
 - Prezida
 -Mpiray Ministra
République
George Vella
Robert Abela
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 184
316 km²
Azo tsy rarahiana (Chadwick Lakes)
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 165
403 532 mpo.
1247 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Maltezy
IDH (2005) Mihakatra 0,878 (ambony) 34[[Template:{{{1}}}|{{{{{1}}}}}]]([[template:{{{1}}}|m]]•[[template talk:{{{1}}}|d]])
Sandam-bola Euro2 (EUR)
Faritr'ora UTC +1
Hiram-pirenena L-Innu Malti (Hymne à la Liberté)
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+356

I Malta dia firenena foronin-tangoro-nosy, fitambaran' ny nosy telo, ao amin’ ny Ranomasina Mediteranea, eo anelanelan’ i Eorôpa Atsimo sy i Afrika Avaratra. Atao hoe Repubblika ta' Malta izy amin' ny fiteny maltey.

I Malta dia tangoro-nosy madinika, fitambarana nosy telo  Eo anelanelan’ i Eorôpa Atsimo sy i Afrika Avaratra no misy azy.

I Malta dia isan’ ireo firenena manana hakitroky ny mponina ambony indrindra maneran-tany, laharana fahatelo izy tamin’ ny taona 2001. Monina an-tanàn-dehibe ny 90 %n’ ny Maltey.

Nahitana soritra fisian’ ny olombelona voalohany tany amin’ ny taona 5000 tal. J.K. Mbola misy ny sisan-javatra naorina tamin’ izany fotoana izany. Noho ny toerana misy azy ara-jeôgrafia stratejika dia nalaky nisy nanjanaka ny tamba-nosin’ i Malta, ka nifandimby tao ny Grika, ny Rômana, ny Bizantina, ny Arabo, ny Italiana, ny Frantsay ary ny Anglisy. Tamin’ ny taonjato faha-20 anefa dia niseho ny fitakiana isan-karazany nataon’ ireo tia tanindrazana ka nanambara ny fahaleovan-tenany tamin’ ny taona 1964 i Malta. Niditra ho mpikambana ao amin’ ny Vondrona Eorôpeana izy tamin’ ny 1 Mey 2004 ary niditra tao anatin' ny faritra Euro izy tamin' ny Janoary 2008.

Jereo koa

hanova

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

Kôntinenta eto an-tany