Torkmenistàna
I Torkmenistàna dia firenena ao Azia Afovoany eo anelanelan' i Kazakstàna ao avaratra-andrafana sy i Ozbekistàna ao avaratra sy i Afganistàna ao atsinanana sy atsimo-atsinanana sy i Iràna ao atsimo ary ny Ranomasina Kaspiana ao andrefana. I Achgabat no renivohiny.
Jereo koaHanova
Firenena ao Azia:
Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.
Kôntinenta eto an-tany