I Eorôpa Atsinanana dia ny faritra atsinanana ao Eorôpa izay faritan'ny tangoron-tendrombohitra Oraly, i Kaokazy, ny Ranomasina Kaspiana, ny Ranomasina Mainty, ny Ranomasina Marmara ary ny Ranomasina Egea avy ao atsinanana.

Famaritana an'i Eorôpa AtsinananaHanova

Ny ankamaroan'ny firenena ao Eorôpa Atsinanana dia miteny slava nefa ahitana mponina miteny jermanika, balta, finô-ogriana ary rômana koa ao. Mbola iandian-kevitra ny falaritana an'i Eorôpa Atsinanana avy ao andrefana.

Heviny mifintinaHanova

Raha amin'ny heviny mifintina dia ireto no firenena ao amin'i Eorôpa Atsinanana:

Heviny mivelatraHanova

Raha amin'ny heviny mivelatra dia ireto ny firenena ao amin'i Eorôpa Atsinanana:

Firenena ao avaratraHanova

Firenena ao atsimo (Eorôpa Atsimo Atsinanana, Balkàna)Hanova

Firenena ao afovoany (Eorôpa Afovoany)Hanova

Firenena mbola iadian-kevitraHanova

Jereo koaHanova

Ireo faritra ao EorôpaHanova