Aotrisy
Republik Österreich ((de)) | |||||
((de)) | |||||
Repoblikan’ Aotrisy ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Tsy misy | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny alemana (tenim-pirenena) ; fiteny magyar sy fiteny slovena (tenim-paritra) | ||||
Renivohitra | Vienne 48°12′N 16°21′E / 48.200°N 16.350°E | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Vienne | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - Chancelier |
Repoblika federaly Alexander Van der Bellen Karl Nehammer | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 112 83 879 km² 0,84 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2021) - hakitroka |
faha 88 8 932 664 mpo. 106 mpo./km² | ||||
Anaran'ny mponina | Aotrisianina | ||||
IDH (2019) | Mihakatra 0,922 (ambony) faha 15 | ||||
Sandam-bola | Euro (EUR )
| ||||
Faritr'ora | UTC +1 | ||||
Hiram-pirenena | Land der Berge, Land am Strome | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+43
|
Ny Aotrisy na Repoblikan' i Aotrisy, dia firenena any Eorôpa Ampivoany, tsy manana morontsiraka, voafaritr' i Soisa sy i Liechtenstein any andrefana, i Italia sy ny Slôvenia any atsimo, i Hongaria sy ny Slôvakia any atsinanana ary i Alemaina any ny Repoblika Tseky any avaratra. Firenenan' ny Vondrona Eorôpeanina mampiasa ny sandam-bola Euro. Vienne ny renivohiny ary ny teny ôfisialiny dia fiteny alemana.
TantaraHanova
Toe-tanyHanova
Toe-karenaHanova
Jereo koaHanova
- Empira Aostrô-Hongarianina
- Dinastian' ny Habsbourg
- Lisitra ny gazety Aotrisianina
- Schiling Aotrisianina
Firenena ao Eorôpa
Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Kôsôvô - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.
Kôntinenta eto an-tany
Rohy ivelanyHanova
- ((de)) http://www.help.gv.at/
- ((de)) Filoha federaly aotrisianina
- ((de)) Portail du gouvernement fédéral autrichien
- ((de)) Parlemanta aotrisianina
- ((fr)) http://www.europe-politique.eu/elections-autriche.htmautrichien depuis 1945]
- ((fr)) http://www.austria.info/fr/