Afrika Atsimo
Republic of South Africa ((en)) | |||||
Republiek van Suid-Afrika af | |||||
IRiphabliki yaseMzantsi Afrika xh | |||||
IRiphabliki yaseNingizimu Afrika zu | |||||
IRiphabliki yeSewula Afrika nbl | |||||
Repoblikan'i Afrika Atsimo ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : « !ke e: ǀxarra ǁke » (ǀXam) | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny afrikaans, fiteny anglisy, fiteny ndebele (isindebele), fiteny xhosa (isixhosa), fiteny zulu (isizulu), fiteny sotho avaratra (sepedi), fiteny sothodu atsimo (sesotho), fiteny tswana (setswana), fiteny siswati (siSwati), fiteny venda venda (tshivenda), fiteny tsonga (xitsonga). | ||||
Renivohitra | Pretoria | ||||
Tanana lehibe indrindra | Johannesburg | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filohan'i Afrika Atsimo |
Repoblika Cyril Ramaphosa | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 25 1 219 912 km² Azo tsy kaontiana | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2009) - hakitroka |
faha 27 49 052 489 mpo. 40.2 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Afrikanina | ||||
IDH (2006) | 0.670 (moyen) 125[1] | ||||
Sandam-bola | Rand (ZAR )
| ||||
Faritr'ora | UTC +2 | ||||
Hiram-pirenena | Nkosi Sikelel'iAfrika/Die Stem | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+27
|
I Afrika Atsimo dia firenena ao amin' ny faritra atsimo ao Afrika, manana velaran-tany mirefy 1 219 090 km². Mamaritra azy avy ao avaratra i Namibia, i Bôtsoana, i Zimbaboe, i Môzambika ary i Esoatiny, ao atsinanana ny Ranomasimbe Indiana, ao andrefana ny Ranomasimbe Atlantika. I Lesôtô indray dia firenena rakotra tanteraka ao anatin' i Afrika Atsimo
Miisa eo amin' ny 48,7 tapitrisa eo ho eo (araka ny lazain' ny census tamin' ny taona 2008) ny mponina ao. Be harena an-kibon' ny tany i Afrika Atsimo (volamena, diamondra sns.), ireo harena ireo no anisan' ny mahatonga azy ho firenena matanjaka indrindra ao Afrika.
Toe-tanyHanova
I Afrika Atsimo dia any amin' ny farany atsimon' i kôntinanta afrikanina. Ny toetaniny dia karazana toetany mediteraneanina manodidina ny Cap ary toetanin-jana-pehin-tany ny any avaratra sy any antsinanana. Maimaina ny toetany any amin' ny morontsiraka atlantika. Vakivain' ny tendro Drakensberg ny tapany atsinanan' i Afrika Atsimo.
47 556 900 ny isan' ny mponina any Afrika Atsimo. Ny tanàna lehibe indrindra any Afrika Atsimo dia ny tananan' i Cap (2 984 100 mponina), Durban (2 531 300 mponina) ary Johannesburg (1 975 500 ponina) sy Pretoria (1 473 800 mponina), araka ny lazain' ny faminavinana tamin' ny taona 2004.
FaritanyHanova
Manana faritany sivy i Afrika Atsimo (hatramin' ny taona 1994 katramin' izao). Ireto avy ny lisiny:
- Cap andrefana (Western Cape) Any atsimo andrefan'i Afrika Atsimo sy ny nosin'ny Pince Edouard.
- Cap avaratra (Northern Cape): Any avaratra ilay faritan'ny Cap taloha
- Cap antsinanana (Eastern Cape)
- KwaZulu-Natal : Natal sy Zululand
- Firenena mizaka-tenan'i Orange (Free State)
- Avaratra Andrefana (North West)
- Gauteng :
- Mpumalanga :
- Limpopo : Faritra Transvaal-Avaratra taloha, notononina faritra avaratra tamin'ny 1995 hatramin'ny 2002.
Jereo koaHanova
- Firenena ao Afrika: Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benino - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan'i Kôngô - Repoblikan'i Afrika Afovoany - Repoblikan'i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe
- Foko ao Afrika Atsimo: Lemba (vahoaka) -
Kôntinenta eto an-tany
|