26°06′S 28°03′E / 26.100°S 28.050°E / -26.100; 28.050

Gauteng
Velarantany 18,178 km2
Isam-ponina 15,099,422 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Afrika Atsimo
Faritany Gauteng
Faritra NC
Gauteng

Gauteng dia iray amin'ireo faritany sivy any Afrika Atsimo. Ny renivohiny dia Johannesburg . Taorian'ny fifidianana voalohany nahitana ny maro an'isa mainty hoditra tamin'ny 27 Aprily 1994, dia niforona tao amin'ny faritanin'i Transvaal i Gauteng.