Fiteny kôsa
Ny fiteny kôsa dia fiteny any Afrika Atsimo, izy soratana hoe xhosa. Ny isan' ny olona miteny io fiteny io any Afrika dia misy eo amin' ny 8 tapitrisa eo ho eo (18 %n' ny mponina any Afrika Atsimo). Ny fiteny kôsa, noho ny isan' ny olona miteny azy, dia fiteny faha roa any Afrika Atsimo eo aorian' ny fiteny zolo. Amin' ny abidy ara-peo iraisam-pirenena. Ny xh amin' ny Xhosa dia renifeo tononina hoe clic. Soratan' ny abidy ara-peo iraisam-pirenena [||hosa] ny teny hoe xhosa.