Vasco de Gama
Vasco de Gama | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Vasco de Gama | ||
Teraka | 3 Septambra 1469 | ||
Maty | 24 Desambra 1524 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Pôrtogaly | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
I Vasco da Gama dia tantsambo pôrtogey mpitety ranomasina, noheverina ho Eorôpeana voalohany tonga tany amin' ireo India Atsinanana tamin' ny lalana an-dranomasina mankany amin' ireo India, mankany amin' ny Ranomasimbe Indianina, mandalo ny Cape of Good Hope ao Afrika Atsimo tamin' ny taona 1498, hitan' i Bartolomeu Dias tamin' ny taona 1488, nandritra ny vanim-potoana nahitana zava-baovao lehibe. Teraka tamin' ny taona 1460 na 1469 tany Sines (Pôrtogaly) ary maty tamin' ny 24 Desambra 1524 tao Cochin any amin' ireo India Atsinana izy.
Ny fiainany manokana
hanovaI Estêvão da Gama no rainy. Ny zanany dia Estêvão da Gama, Cristóvão da Gama. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Paulo da Gama.
Jereo koa
hanovaRohy ivelany
hanova- Ao amin'i Freebase: [1] Archived Desambra 22, 2015 at the Wayback Machine