Jibotỳ
{{ {{{langue}}} }} | |||||
جمهورية جيبوتي ar | |||||
Gabuutih Ummuuno aa | |||||
Jamhuuriyadda Jabuuti so | |||||
Repoblikan'i Jibotia ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Unité, Égalité, Paix | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | frantsay ary arabo somali ary afar (fiteny iraisana) | ||||
Renivohitra | Djibouti 11°36′N 43°10′E / 11.600°N 43.167°E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Djibouti | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Ismail Omar Guelleh | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 145 23 000 km² Azo tsy raharahiana | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2010) - hakitroka |
faha 161 833 000 mpo. 21 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Jibotianina | ||||
Sandam-bola | Franc Djibouti (DJF )
| ||||
Faritr'ora | UTC +3 | ||||
Hiram-pirenena | Tonon-kiran'i Aden Elmi, mozikan'i Abdi Robleh | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+253
|
I Jibotia na Jibotỳ, na Repoblikan'i Jibotia na Repoblikan'i Jibotỳ (amin'ny teny arabo جمهورية جيبوتي, amin'ny fiteny afara Habuutih Ummuuno, amin'ny fiteny somalỳ Jamhuuriadda Jabuuti) dia firenena any Afrika Atsinanana, manana morontsiraka eo amin'ny Ranomasina Mena. Ny anaran-drenivohiny dia Jibotỳ ihany koa.