Fiteny zolo

Ny fiteny zolo dia fiteny isan' ny vondrom-piteny ngony (izay ahitana koa ny fiteny kôsa sy ny fiteny ndembele) ao amin' ireo fiteny banto. Isan' ny fiteny be mpampiasa indrindra amin' ny faritra atsimo ao Afrika.

Jereo koaHanova

Fiteny be mpampiasa ao AfrikaHanova

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.