Toetany mediteraneana

Ny toetany mediteraneana dia karazana toetany antonony, izay miavaka noho ny fizaràn-taona fahavaratra mafana sy maina ary ny ririnina malefaka sy mando. Tsy ny faritr' i Mediteranea sy ny manodidina ihany no manana io karazana toetany io fa faritra maro hafa koa. Ny sisiny andrefana amin' ny kôntinenta no manana izany toetany izany, izay manana maripana eo anelanelan' ny laharam-pehintany 30° sy 45° (California, faritra afovoany any Silia, faritra Cape Town ao Afrika Atsimo, faritra atsimo sy andrefana ao Aostralia).

Faritra manana toetany mediteraneana

Jereo koa

hanova