Ginea
I Ginea dia firenena ao amin'ny faritra andrefan'i Afrika, antsoina koa hoe Ginea-Conakry mba hanavahana azy amin'i Ginea-Bissau. Conakry no renivohiny.