Fiteny afrikansa

Ny fiteny afrikansa dia fiteny avy amin'ny fiteny neerlandey tenenina any Afrika Atsimo. Ny teny hoe afrikaans amin'ny fiteny neerlandey dia midika hoe "afrikanina". Ny mpiteny afrikaans dia ireo mpanjana-tany neerlandey tonga tany Afrika Atsimo, antsoina koa hoe Boer, teny midika hoe "tantsaha" amin'ny fiteniny. Tsy ny fotsy hoditra fotsiny akory no miteny afrikansa fa ny safiotra ihany koa, indrindra indrindra ao amin'ny faritanin'i Cap Andrefana, ary ny Cap Avaratra. Ao amin'ny sampam-piteny jermanika ny fiteny afrikansa.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Jereo koaHanova

Fiteny be mpampiasa ao AfrikaHanova

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.