Johannesburg
Velarantany 1 644 km2
Isam-ponina 7 hetsy mponina
Tanànan-dehibe 4 tapitrisa
Ben'ny tanàna Mpho Phalatse
Firenena  Afrika Atsimo
Faritany Gauteng
Faritra NC

Johannesburg dia tanàna lehibe any avaratra atsinanan'i Afrika Atsimo. Ny tanan-dehiben'i Johannesburg no tanàna ngeza indrindra any Afrika Atsimo. Anisan'ny tanàna lehibe indrindra ao Afrika ary eto amin'izao tontolo izao i Johannesburg : ny isam-ponin'ny tanàn-dehibe Johannesburg-Pretoria dia miisa folo tapitrisa mponina.