Faritany
Ny faritany dia fitambaran'ny tanàna na toerana maromaro ao anatin'ny firenena iray, voatsinjara araka ny toetra ifandraisan'izy ireo, toy ny toetrandro, ny vokatry ny fambolena, ny fomban-drazana ary ny fiteny.
Faritany eto MadagaskaraHanova
Misy faritany enina eto Madagasikara. Tsy vondom-bahoaka itsinjaram-pahefana izy ireo, sahala amin'ny distrika eto Madagasikara koa. Ny faritra, izay miisa 22 no nasolo azy ireo.