Armenia
Հայաստանի Հանրապետություն (Armenian) | |||||
Repoblikan'i Armenia ((mg)) | |||||
| |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | Armeniana (fitenim-panjakana) | ||||
Renivohitra | Yerevan 40°23′N 44°57′E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Yerevan | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - Praiminisirtra |
Repoblika Armen Sargsyan Nikol Pashinyan | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 138 29743 km² 4,71 | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2017) - hakitroka |
faha 138 2 986 100 mpo. 100,4 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Armeniana | ||||
Sandam-bola | Dram (AMD )
| ||||
Faritr'ora | UTC | ||||
Hiram-pirenena | ' | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+374
|
I Armenia na ny Repoblikan'i Armenia dia firenena ao Azia Andrefana. Tao amin'ny Firaisana Sovietika taloha i Armenia izay mifanefitra tany amin'i Torkia ao andrefana, amin'i Jeorjia ao avaratra, amin'i Azerbaijàna ao atsinanana ary amin'i Iràna ao atsimo. Amin'ny teny armeniana dia atao hoe Հայաստան / Hayastan na Հայաստանի Հանրապետություն / Hayastani Hanrapetut’yun i Armenia. I Erevan (armeniana: Երևան / Yerevan) no renivohiny. Nahaleo tena i Armenia tamin'ny taona 1991. Na dia ao amin'ny kontinentan'i Azia aza i Armenia dia heberina ho isan'i Eoropa ara-kolontsaina sy ara-tantara ary ara-politika.