I Tiridatesy III, izay fantatra koa amin' ny hoe Tiridatesy Lehibe dia mpanjaka tao amin' ny Fanjakana Arsakidan' i Armenia nanomboka tamin' ny taona 298 ka hatramin' ny 330. Teraka tamin' ny taona 250 izy ary maty tamin' ny taona 330. Atao hoe Տրդատ Գ / Trdat III (Trdat Mets) izy amin' ny teny armeniana.

I Tridatesy III

Tamin' ny taona 301 izy dia nanambara ny fa ny kristianisma ho fivavahan' i Armenia, ka noho izany dia ny Fanjakan' i Armenia no fanjakana voalohany nandray ny kristianisma ho fivavahana ôfisialy.

Jereo koa hanova