Afovoany Atsinanana
(tonga teto avy amin'ny Azia Andrefana)
Ny Afovoany Atsinanana na Azia Andrefana dia ny faritra atsimo andrefan'i Azia, miampy an'i Ejipta. Ireo firenena ao Azia Andrefana dia i Arabia Saodita, i Iràka, i Iemena, i Omàna, i Iràna, i Siria, i Jordania, i Ejipta, i Israely, i Palestina ary i Torkia.
Jereo koaHanova
Faritra ao AziaHanova
- Azia Avaratra
- Azia Avaratra-Atsinanana
- Azia Atsimo-Atsinanana
- Azia Afovoany
- Afovoany Atsinanana (na Azia Andrefana)