Fiteny grika ankehitriny

fiteny

Ny fiteny grika ankehitriny (grika: νεοελληνική γλώσσα / neoellinikí glō΄ssa, na ελληνικά / elliniká) dia endriy ny fiteny grika tenenina min'izao fotoana izano. Tenin-drenin'ny olona 15 000 000; 10 700 000 eo izy any Grisy.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Teny ofisialin'i Grisy sy ny Kipra Atsimo ankehitriny. Misy olona vitsivitsy miteny grika any Albania sy any Torkia.

Voatono koa hoe "Romaika" (Ρωμαίικα Rōmaíka).

Rohy ivelany hanova

Jereo ka hanova