Hanokatra ny renilisitra
Farihy.
Farihy maro avy amin'ny lavaky ny tendrombohitra.

Ny farihy dia velarandrano masira na tsia, mivelatra be na tsia, misy eny anivon'ny kontinenta, ary matetika avy amina velarandranomandry (glacier). Ny ranon'ny farihy dia avy amin'ny renirano sy/na avy amin'ny fiakaran'ny rano avy ambanin'ny tany.

Ny farihy ngeza indrindra dia lavaka nitranga avy amin'ny tany tresaka (fay) sy farihy sasany dia avy amin'ny fanentsemana ny lohasaha, na avy amin'ny daraboka.

Ny farihy koa dia mety miforona ao anatin'ny lohasaha ao aorian'ny fananganana barazy. Ny farihy ambony indrindra eto an-tany dia fary iray eo amin'ny tendrombohitra Nevado Ojos des Salado. 6 345 metatra ny haavo misy ilay farihy eo amin'ny sisintan' Arjentina sy ny Silia

Votoatiny

Karazam-parihyHanova

Farihy avy amin'ny velaran-dranomandryHanova

Avy amin'ny horohorontanyHanova

Avy amin'ny hamandoan'ny tanyHanova

Avy amin'ny barazyHanova

Ny farihy ngeza indrindra eto an-tanyHanova

Jereo koaHanova