Kambôdia

Cambodia5-trans.png ((km))
Preăh Réachéanachâkr Kâmpŭchea km-
{{{nom_malgache}}} ((mg))
Sainan'i Kambôdia Mari-piandrian' i Kambôdia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Firenena, Finoana, Mpanjaka
Location Cambodia ASEAN.svg
Teny ofisialy kimera
Renivohitra Phnom Penh
11°33′N 104°55′E / 11.550°N 104.917°E / 11.550; 104.917
Tanàna ngeza indrindra Phnom Penh
Fitondrana sy governemanta
 - Mpanjaka
- Praiminisitra
Fanjakana ara-dalampanorenana
Norodom Sihamoni
Hun Sen
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 89
181 035 km²
2,5 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2009)
 - hakitroka
faha 65
14 494 293 mpo.
72,5 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Kambôjianina
Sandam-bola Riel (KHR)
Faritr'ora UTC +7
Hiram-pirenena Noko-Reach
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+855

I Kambôdia, na Fanjakan' i Kambôdia (amin' ny fiteny kimera: Preăh Réachéanachâkr Kâmpŭchea, na Srok Khmer midika "firenen' ny Kmera") dia firenena any Azia Atsimo-Atsinanana, manana isa-mponina 15 tapitrisa kambôjianina. Ny renivohiny dia i Phnom Penh. I Kambôdia dia ny firenena nandimby ny Empira Kmera hindoista sy bodista nanjaka tao Indôsina eo anelanelan' ny taonjato faha 10 sy ny taonjato faha 14. I Kambôdia dia mizara sisin-tany amin' i Tailandy any andrefana sy any avaratra-andrefana, miaraka amin' i Laôsy any avaratra-atsinanana ary miaraka amin' i Vietnamy any atsinanana sy any atsimo-atsinanana.

Ny olom-pirenenan' ilay firenena dia mitondra ny anarana hoe Kambôjiana na Kambôdiana na Kmera noho ny foko kimera maro an' isa ao Kambôdia. Ny ankabeazan' izy ireo dia manaraka ny fivavahana bodista teravada. Misy koa ny mozilmana ary amin' ny foko Cham ny ankabeazany, ary misy koa ny kristianina avy amin' ny foko monina any atsinanana.

JeôgrafiaHanova

I Kambôdia dia firenena any Azia Atsimo-Atsinanana, voahodidin' i Tailandy, i Laôsy ary i Vietnamy. Ny velarantaniny dia 181 035 km2, ary ny morontsirany manan-kalava 443 km dia mivoaka eo amin' ny Hoalan' i Tailandy. Manana tangorom-bohitra telo izy: ny tangorom-bohitry ny Elefanta, ny Kardamôma (Cardamomes) ary ny Dong.

Ny renivohiny, Phnom Peng, dia eo amin' ny renirano Mekong, eo amin' ny hefany. Ny loharanon' i Mekong dia any Tibeta ary miampita ny Kambodia alohan' ny Vietnamy Atsimo, eo izy no mirotsaka ao amin' ny Ranomasin' i Sina. Ny farihiny ngeza indrindra dia ny farihy Tonle Sap, manana velarana miovaova arakaraky ny fotoana: 300 km² rehefa amin' ny andro maina, ary 10 000 km² rehefa amin' ny fotoan' ny orana.

TantaraHanova

ToetanyHanova

ToekarenaHanova

KolontsainaHanova

FinoanaHanova

Jereo koaHanova

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany