Tailandy
ราชอาณาจักรไทย ((th)) | |||||
Ratcha Anachak Thai th | |||||
Fanjakan'i Tailandy ((mg)) | |||||
| |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | thai | ||||
Renivohitra | Bangkok 13° 45′ N, 100° 31′ E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Bangkok | ||||
Fitondrana sy governemanta - Mpanjaka - Praiminisitra |
Fanjakana ara-dalam-panorenana Rama X Prayut Chan-o-cha | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 49 514 000 km² 0,4 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 20 65 493 298 mpo. 122 mpo./km² | ||||
Anaran'ny mponina | Tailandey | ||||
IDH (2004) | 0,784 (antonony) faha 72 | ||||
Sandam-bola | Baht (THB )
| ||||
Faritr'ora | UTC +7 | ||||
Hiram-pirenena | Phleng Chat | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+66
|
Ny Tailandy (amin'ny fiteny thai : pratet thaï ประเทศไทย), na Fanjakan'i Tailandy, dia firenena any atsimo atsinanan'i Azia. Ny velarantaniny dia misy eo amin'ny 514 000 km2 eo ho eo ; Ary ny isam-poniny dia 65 tapitrisa, araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2008.
Niova anarana ilay fanjakana tamin'ny 1949 : Siam no anarany taloha. Ny Tailandy dia mizara sisintany amin'i Mianmara any andrefany, amin'i Malaizia any atsimo, Amin'i Kambodia any atsinanana ary amin'ny Laôsa any avaratra atsinanana. Fanjakana ara-dalam-panorenana ny Tailandy hatry ny taona 1932.
Ny renivohitr'i Tailandy dia Bangkok (Krungthep - กรุงเทพฯ, « Tanànan'ny Anjely »). Ny fiteny thai no teny ofisialy any Tailandy ary ny Baht no sandam-bola.
TantaraHanova
JeografiaHanova
Toe-tanyHanova
PolitikaHanova
Toe-karenaHanova
Rohy IvelanyHanova
Tranonkala OfisialyHanova
- Thaigov.go.th Royal Government of Thailand
- Tourism Authority of Thailand Official tourism website
HafaHanova
|