Siria
I Siria na Repoblika Arabo Siriana dia firenena arabo ao Azia Andrefana. Manana morontsiraka eo amin' ny Ranomasina Mediteranea ilay firenena. Ireo firenena manodidina azy dia i Jôrdania any atsimo, i Torkia any avaratra, i Iràka any atsinanana, i Libàna any andrefana, ary i Israely any atsimo-andrefana.
Ny renivohitr' i Siria, Damaskôsy na Damasy, dia ny tanàna mbola onenana antitra indrindra manerana izao tontolo izay. Io tanàna renivohitr' i Siria io dia efa renivohitry ny Kalifata Omaiada, ary renivohitry ny Soltanata Mamelokan' i Ejipta.
Tamin' ny fiafaran' ny Ady Lehibe Voalohany, dia lasa ny Frantsay no nitondra an' i Siria. Azony ny fahaleovantenany tamin' ny volana Aprily 1946.
Jereo koaHanova
Firenena ao Azia:
- Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.
Kôntinenta eto an-tany
TsiahyHanova
|