Sri Lanka

(tonga teto avy amin'ny Ceylan)

Sri Lankā Prajathanthrika Samajavadi Janarajaya
((si))
இலங்கை சனநாயக சோஷலிசக் குடியரசு ta
Illankai Chananaayaka Chosalisa Kudiyarasu ta
Democratic Socialist Republic of Sri Lanka en
Repoblika Demôkratika Sôsialistan'i Sri Lanka ((mg))
Saiann'i Sri Lanka Mari-piandrian'i Sri Lanka
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Aucune
LocationSriLanka.png
Teny ofisialy Singalesa, Tamil
Renivohitra Sri Jayawardenapura
6°54′N, 79°54′E
Tanàna ngeza indrindra Kolombo
Fitondrana sy governemanta
 - Diloha
 - Praiminisitra
Repoblika
Maithripala Sirisena
Ranil Wickremesinghe
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 120
65 610 km²
Azo tsy rarahina
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 51
21 128 773 mpo.
288 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Sri-lankey
Sandam-bola Ropia sri-lankey (LKR)
Faritr'ora UTC +5h30
Hiram-pirenena Sri Lanka Matha
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+94
Sri Lanka carte.png

I Sri Lanka (anarana ofisialy hatry ny 22 Mey 1972: Repoblika Demôkratika sôsialistan'i Sri Lanka; amin'ny fiteny singaley ශ්‍රී ලංකාව ; tamil : இலங்கை), na Sri-Lanka, dia firena ao Azia Atsimo. Ny anarany tamin'ny andron'ny Empira Britanika dia Ceylan ary Taprobane, sy Serendib ny anarany tamin'ny andro taloha. 31 km any atsimo atsinanan'i India no misy azy 20 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny mponiny, izay manana fiaviana, finoana, fiteny ary fomba samihafa.

I Sri-Lanka dia manana teny ofisialy roa, dia ny fiteny singaley sy ny fiteny tamily. Fa ny voalohany no tena ampiasaina any Sri Lanka, satria 73,8%-n'ny mponina no mampiasa ny fiteny singaley, fa 13,9% monja no mampiasa ny fiteny tamily. Ny politikan' i Sri-lanka anefa dia sarotsarotiny amin' ny fampiasana sy ny fampianarana ny fiteny tamily. Amin'ny farany, ny mpiteny tamily dia tsy maintsy mahay miteny singaley alohan'ny mandefa fangatahana any amin'ny fandrindrana. Io fanavakavaha ara-piteny io dia tsy misy lalandava, fa maharitra eo amin'ny ara-pinoana amin'ny alalan'ny fiteny tamily (anatin'ny finoany, ilaina ny fiteny tamily, tahaka ny fiteny latina ho an'ny Katôlika).