I Azia Atsimo dia faritra atsimo ao Azia izay mahafaoka an' i Afganistàna, i Bangladesy, i Botàna, i India, ny vondro-nosy Maldiva, i Nepaly, i Pakistàna ary i Srilanka. Mahatratra 5 144 000 km2 ny velarany. Faritra be mponina indrindra eto an-tany i Azia Atsimo, izay onenan' olona miisa 1,9 lavitrisa tamin' ny taona 2019, izany hoe ampahefatry ny mponina maneran-tany.

Azia Atsimo

Jereo koa

hanova

Ny faritra ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia