Palestina

I Palestina, na ny Fanjakan' i Palestina, dia fanjakana any Atsinanana Afovoany. Atao hoe دولة فلسطين / Dawlat Filastin izy amin' ny teny arabo.

Sainam-pirenen' i Palestina
Toerana misy an' i Palestina

Tamin' ny taona 2017 no naneken' ny firenena ao amin' ny Firenena Mikambana miisa 136 amin' ny 193 (70,5 %) azy ho firenena manana ny fiandrianany. Ao Ramallah no misy ny governemanta palestiniana, nefa ny mitaky ny hanaovany renivohirta an' i Jerosalema Atsinanana izay tany fehezin' i Israely, izy ireo.

I Yitzhak Rabin sy i Bill Clinton ary i Yasser Arafat nandritra ireo fifanarahana tany Oslo (Nôrvezy) tamin' ny 13 Septambra 1993.

Ny tanin' i Palestina, araka ny fanambaràn' ny Fahefana Palestiniana, dia ny tanin' i Jôrdania Andrefana izay notapahiny amin' ny ampahany nanomboka tamin' ny taona 1994, manampy izany ny andakan-tanin' i Gaza, izay fehezin' ny Hamas nanomboka tamin' ny taona 2007.

Jereo koaHanova

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.