Azerbaijàna
(tonga teto avy amin'ny Azerbaijana)
Azərbaycan Respublikası (Azerbaijani) | |||||
Repoblikan'i Azerbaijàn ((mg)) | |||||
| |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | azerbaijaney (fitenim-panjakana) | ||||
Renivohitra | Bakı 40°06′N 47°19′E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Bakı | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - Praiminisirtra |
Repoblika İlham Əliyev Mehriban Əliyeva | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 112 86 600 km² 2020 | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2019) - hakitroka |
faha 88 10 073 200 mpo. 115 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Azerbaijanka | ||||
Sandam-bola | Manat (AZN )
| ||||
Faritr'ora | UTC | ||||
Hiram-pirenena | ' | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+++994
|
I Azerbaijana dia firenena ao Azia. Ny renivohiny dia Baku. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. 86 600 ny velarantaniny ary 9,356,500 ny isa-mponiny araka ny fanisana natao tamin'i 2013.