Afganistàna
د افغانستان اسلامي جمهوریت جمهوری اسلامی افغانستان (Di Afganistan Islami Jomhoriyet Jomhore Eslami-Ye-Afghanistan) République islamique d'Afghanistan | |||||
{{ {{{langue}}} }} | |||||
Afganistàna ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Andriamanitra no ngeza indrindra, Tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy Allah sy Môhameda. | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | pachto, persan (dari) | ||||
Renivohitra | Kaboul 34°30' N, 69° 10' E | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Kaboul | ||||
Fitondrana sy governemanta - Président |
République islamique Hamid Karzaï | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 41 652 000 km² Négligeable | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2006) - hakitroka |
faha 38 31 056 997[1] mpo. 43 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Afgana | ||||
IDH (1993) | 0,229 () | ||||
Sandam-bola | Afghani (AFN )
| ||||
Faritr'ora | UTC +4:30 | ||||
Hiram-pirenena | Milli Tharana | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+{{{indicatif_téléphonique}}}
|
Ny Afganistàna na Repoblika Islamikan' i Afganistàna (pastô: د أفغانستان اسلامي جمهوریت, dari: جمهوری اسلامی أفغانستان), dia firenena any Azia Afovoany tsy manana morontsiraka mizara sisintany amin' i Pakistana, amin' i Tajikistana, amin' i Iràna, amin' i Torkmenistàna, amin' i Ozbekistàna ary amin' i Sina.
Ny fari-tany misy an' io firenena io dia ifanenan' ny mponina maro sy ifanenan' ny mpivarotra avy any Eorôpa ho any Azia na avy any Azia makany Azia Andrefana na makany Eorôpa. Tamin' ny Andro Taloha, io faritany io dia efa faritany nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny Iranianina, ny Torka na ny Arabo. Ny olo-malaza nandalo tamin' i Afganistàna dia i Gengis Khan, Alexandre sns.
Taorian' ny nionganan' ny Empira Persa Afsrida ny afganistana no lasa mizaka tena (tamin' ny 1747) eo ambanin' ny jeneraly Ahmad Khan Abdali, lasa padishah an' ilay firenena tamin' ny taona 1747. Ny faritany isiany tamin' ny andro taloha, vaorin' ny Empira Baktriana, ny Empira Kosàna na ny Empira Gazvenida.
Taorian' ny Ady anglô-afgana faharoa, ny Britanika dia tsy namela an' i Afganistàna tany, fa milaza ny Britanika fa tsy hidikiditra anatin' ny raharaha anatin' ny faritra. I Afganistàna dia lasa firenena "manefitra" tamin' ny taona 1879 hatramin' ny taona 1919, fa mbola mahazo mizaka tena amin' ny lafin' ny pôlitika anaty.
Jereo koaHanova
Firenena ao Azia: Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.
Vahoaka ao Afganistàna: Pastona - Fiavian'ny Pastona
Kôntinenta eto an-tany