Tangorom-bohitra

Ny tangorom-bohitra na tangoron-tendrombohitra dia fitambarana tendrombohitra mitagorona mitohy izay manaraka tsipiky ny tampona, ka mifanohitra amin' ny tandavan-tendrombohitra. Mety hikambana amin' ny tandavan-tendrombohitra iray ny tangoton-tendrombohitra, toa an' i Alpa izay mamondrona tangorom-bohitra manodidina ny zato (ny tangorom-bohitr' i Mont Blanc sy ny hafa).

Ny tangorom-bohitra Himalaya

Jereo koaHanova