Afganistàna

(tonga teto avy amin'ny Afganistana)
د افغانستان اسلامي جمهوریت
جمهوری اسلامی افغانستان
(Di Afganistan Islami Jomhoriyet
Jomhore Eslami-Ye-Afghanistan)
République islamique d'Afghanistan
{{ {{{langue}}} }}
Afganistàna ((mg))
Drapeau de l'Afghanistan Armoiries de l'Afghanistan
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Andriamanitra no ngeza indrindra, Tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy Allah sy Môhameda.
Afghanistan in its region.svg
Teny ofisialy pachto, persan (dari)
Renivohitra Kaboul
34°30' N, 69° 10' E
Tanàna ngeza indrindra Kaboul
Fitondrana sy governemanta
 - Président
République islamique
Hamid Karzaï
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 41
652 000 km²
Négligeable
Isam-ponina
 - Tontaliny (2006)
 - hakitroka
faha 38
31 056 997[1] mpo.
43 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Afgana
IDH (1993) 0,229 ()
Sandam-bola Afghani (AFN)
Faritr'ora UTC +4:30
Hiram-pirenena Milli Tharana
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+{{{indicatif_téléphonique}}}

Ny Afganistàna na Repoblika Islamikan' i Afganistàna (pastô: د أفغانستان اسلامي جمهوریت, dari: جمهوری اسلامی أفغانستان), dia firenena any Azia Afovoany tsy manana morontsiraka mizara sisintany amin' i Pakistana, amin' i Tajikistana, amin'i Iràna, amin' i Torkmenistàna, amin' i Ozbekistàna ary amin'i Sina.

Ny fari-tany misy an' io firenena io dia ifanenan' ny mponina maro sy ifanenan' ny mpivarotra avy any Eorôpa ho any Azia na avy any Azia makany Azia Andrefana na makany Eorôpa. Tamin' ny Andro Taloha, io faritany io dia efa faritany nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny Iranianina, ny Torka na ny Arabo. Ny olo-malaza nandalo tamin' i Afganistàna dia i Gengis Khan, Alexandre sns.

Taorian' ny nionganan' ny Empira Persa Afsrida ny afganistana no lasa mizaka tena (tamin' ny 1747) eo ambanin' ny jeneraly Ahmad Khan Abdali, lasa padishah an' ilay firenena tamin' ny taona 1747. Ny faritany isiany tamin' ny andro taloha, vaorin' ny Empira Baktriana, ny Empira Kosàna na ny Empira Gazvenida.

Taorian' ny Ady anglô-afgana faharoa, ny Britanika dia tsy namela an' i Afganistàna tany, fa milaza ny Britanika fa tsy hidikiditra anatin' ny raharaha anatin' ny faritra. I Afganistàna dia lasa firenena "manefitra" tamin' ny taona 1879 hatramin' ny taona 1919, fa mbola mahazo mizaka tena amin' ny lafin' ny pôlitika anaty.

Jereo koaModifier

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

TsiahyModifier

  1. CIA, The world factbook