Ny Sakalava dia anaran'ny foko lehibe any amin'ny faritra andrefana, avaratra-andrefana ary atsimo-andrefan'i Madagasikara. Miainga avy any Ampasimena (avy any avaratra) no manomboka ny foko Sakalava, ka mianatsimo mihazo an'Analalava, Mahajanga, Besalampy, Maintirano, Morondava, Morombe ary Toliara. Ireo foko mifanila vodirindrina aminy kosa dia ny Antakarana any avaratra ; ny Tsimihety, ny Merina ary ny Betsileo any atsinanana ; ny Bara sy ny Mahafaly any atsimo.

Sakalava Cuillères.jpg

Mizara ho faritra efatra kosa ny foko Sakalava :

  • ny Sakalavan'i Boina : renivohitra Mahajanga
  • ny Sakalavan'Ambongo : renivohitra Besalampy
  • ny Sakalavan'i Menabe : renivohitra Morondava
  • ny Sakalavan' Fiherenana : renivohitra Toliara

Jereo koaHanova

Tahirin-kevitraHanova

Jereo koaHanova

Ny foko eto MadagasikaraHanova

Ny vahoaka hafa eto MadagasikaraHanova