Ny ampihimamba dia toetran' ny raharaham-barotra ahitana olona na fikambanana na orinasa tokana mivarotra karazam-bokatra na serivisy ho an' ny mpividy maro dia maro. Rehefa apetraka ho tombontsoan' ny herim-panjakana ity toe-javatra ity dia izany no atao hoe "ampihimambam-panjakana". Ny teny hoe "ampihimamba", amin' ny hevitra malalaka, dia matetika ampiasaina hamaritana toe-javatra manakaiky ny famaritana teo aloha nefa ahitana orinasa izay manjakazaka ao amin' ny tsena iray izay tsy dia misy fifaninanana firy.

Jeereo koa

hanova