Faritanin' i Mahajanga
Ny Faritanin' i Mahajanga dia faritany eto Madagasikara. Ireto avy ny tanàna lehibebe ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga:
- Ambatoboeny
- Ambatomainty
- Analalava
- Antsalova
- Antsohihy
- Bealanana
- Befandriana-Avaratra
- Besalampy
- Boriziny
- Kandreho
- Maevatanana
- Mahajanga Rural
- Mahajanga Urban
- Maintirano
- Mampikony
- Mandritsara
- Marovoay
- Mitsinjo
- Morafenobe
- Soalala
- Tsaratanana
Tsy vondrom-paritra intsony ny faritany taorian' ny fanavaozana ny lalàm-panorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra. Ireto ny faritra ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga: