Faritanin' i Toliara

Ny Faritanin' i Toliara dia anisan' ireo faritany enina eto Madagasikara. Izy no faritanin' i Madagasikara lehibe indrindra raha ny velarana no jerena; any amin' ny tapany atsimo-andrefan' ny nosy no misy azy; misy ny seranan-tsambo ao amin' ny lakandranon'i Mozambika.

Fisian'ny faritan'i Toliary (miloko maitso mazava)

Ny anarana hoe Toliara dia anarana ofisialin' ilay tanàna nanomboka tamin' ny fanagasiana tamin' ny taona 1970 tamin' ny fanagasiana ny anaran-tanàna nitondra anarana frantsay, ny anaran-tanàna fotsiny no tena niova fa ny anaran-dalana mitovy ihany. 936 km miala ao Antananarivo no misy ny renivohiny, dia ny tanànan' i Toliara.

Ny fizaranyHanova

Toliara dia faritany iray ary mizara ho faritra 4 dia ireto avy :

Atsimo AndrefanaHanova

Aoo amin' ny faritra Atsimo-Andrefana no misy ny renivohitry ny faritanin' i Toliary :

AndroyHanova

Ny renivohitry ny faritra Androy dia Ambovombe

AnosyHanova

Ny renivohitry ny faritra Anosy dia i Taolagnaro na Taolanaro

MenabeHanova

Ny renivohitry ny faritra Menabe dia i Morondava

Jereo koaHanova

Faritany eto Madagasikara:Hanova

Faritra ao amin'ny Faritanin'i ToliaraHanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.