Makoa (malagasy)

(tonga teto avy amin'ny Makoa)

Ny Makoa dia foko malagasy monina ao amin' ny morontsiraka avaratra andrefan' i Madagasikara. Ny mponina ao ampovoan-tanin' i Madagasikara dia miantso azy ireo hoe Masombika.

Jereo koaHanova

Ny foko eto MadagasikaraHanova

Ny vahoaka hafa eto MadagasikaraHanova