Hanokatra ny renilisitra
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka tanzania ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny arsipely ny Zanzibar

Zanzibar dia arsipely (jiaby nosy) maro tanzanianina amin'ny Ranomasimbe indianina. Misy nosy telo no mandrafitra ny arsipely ny zanzibar. Izy telo ireo dia Nosy Pemba, Nosy Ugunja ary nosy Mafia.