Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Antesaka na Antaisaka na Tesaka dia foko iray ao atsimo atsinanan'i Madagasikara. Ao amin'ny distrikan'i Vangaindrano, faritra Atsimo-Atsinanana, no betsaka azy ireo. Ny faritra onenany dia eo anelanelan'i Mananivo ao avaratra, Itomampy sy Ionaivo ao andrefana, ary Lavibola ao atsimo. Tanàna lehibe ao aminy dia i Vangaindrano sy i Midongy Atsimo. Ny teny hoe "Antesaka" na "Antaisaka" dia midika ara-bakiteny hoe "ireo avy any amin'ny Sakalava".

Mpiady antesaka, fampisehoana tamin' ny taona 1931.
Ethnic groups of Madagascar Map.png

Jereo koaHanova

Ny foko eto MadagasikaraHanova

Ny vahoaka hafa eto MadagasikaraHanova