Lalao Olimpikan'ny fahavaratra 2012

Ny Lalao olimpika 2012 dia ny Lalao olimpika faha-telopolon'ny taona ankehitriny, izay hanomboka ny 27 Jolay hatramin'ny 12 Aogositra 2012 any London. Efa faha-intelony izay i London no mandray ny Lalao olimpika.

Fifidianana ny tanàna handray ny Lalao Olimpika hanova

Ny 15 Jolay 2003, daty fetran'ny fametrahana kandidatiora, tanàna sivy no nanolo-tena : Habana, Istanbul, Leipzig, London, Madrid, Moskova, New York, Paris ary Rio de Janeiro.

Ny 18 Mey 2004, tanàna dimy no voatsongan'ny Komity iraisam-pirenena Olimpika : London, Madrid, Moskova, New York ary Paris.

Ny 14 Jolay 2005, tany Singapaoro, London no voatonona handray ny Lalao Olimpikan'ny taona 2012.

Isan'ny vato azon'ireo tanàna kandidà amin'ny
Fandraisana ny Lalao Olimpika 2012
Tanàna Komitim-pirenena Olimpika Dingana 1 Dingana 2 Dingana 3 Dingana 4
London   Fanjakana Mitambatra 22 27 39 54
Paris   Frantsa 21 25 33 50
Madrid   Espaina 20 32 31
New York   Etazonia 19 16
Moskova   Rosia 15

Firenena mandray anjara hanova

 
Isan'ireo solotena
     300+      100+      30+      10+      4+      1+

Eo amin'ny dimanjato sy iray alina avy ain'ny Komity Olimpikam-pirenena miisa 204 no handray anjara amin'ilay Lalao Olimpika 2012.

Araka ny isan'ireo mpanatanja-tena hanova

Isan'ny meday azon'ny firenena folo voalohany hanova

Laharana Firenena Volamena Volafotsy Sabamena Manontolo
1   Sina 18 11 5 34
2   Etazonia 18 9 10 37
3   Korea Atsimo 7 2 5 14
4   Frantsa 6 4 6 16
5   Fanjakana Mitambatra 5 6 4 15
6   Alemaina 4 8 5 17
7   Italia 4 5 2 11
8   North Korea 4 0 1 5
9   Rosia 3 6 8 17
10 Kazakstana 3 0 0 3