Kioba

Firenena any Amerika

I Kioba dia firenena ao Amerika Afovoany. Ny renivohiny dia i La Habana na (La Havane amin' ny teny frantsay). Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 109 887 km2 ny velarantaniny ary miisa 11 163 934 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2012. Ny faritr'ora dia −5. Ny fiteny espaniôla no fiteny ôfisialy any.

Sainan' i Kioba
Saritanin'i Kioba

Jereo koaHanova

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haitỳ - Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa-Kity-sy-Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite-sy-Tôbagô -Venezoela

Kôntinenta eto an-tany