Panama
República de Panamá ((es)) | |||||
Repoblikan'i Panama ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Pro Mundi Beneficio (Pour le plus grand bien du monde entier) | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny espaniola | ||||
Renivohitra | Panamá | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Panamá | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Juan Carlos Varela | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 115 78 200 km² 2,9% | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 131 3 292 693 mpo. 43 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Panameanina | ||||
IDH (2004) | Mihakatra 0,832 (ambony) faha 58 | ||||
Sandam-bola | Balboa (PAB )
| ||||
Faritr'ora | UTC -5 | ||||
Hiram-pirenena | Himno Istmeño | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+507
|
I Panamà na Panama dia firenena any amin' ny farany atsimon' i Amerika Afovoany, eo amin' ny andilan-tany (Ampañalan' i Panama) mampitohy an' i Amerika Atsimo sy Amerika Afovoany. Mizara sisintany amin' i Kôsta Rika sy Kôlômbia izy. Manana velarantany mirefy 75 640 km² izy. Ny renivohiny dia i Panamá. Ny isan' ny mponin' i Panama dia 3,3 tapitrisa (Desambra 2006).
Lalovan" ny Lakandrano' i Panama, izay mampitohy ny Ranomasimbe Atlantika amin' ny Ranomasimbe Pasifika i Panama.
Ny vohon' ny tanin’ ilay firenena dia be tendrombohitra (mamakivaky ilay ny firenena ny tendrombohitra amin' ny sakany, avy any andrefana ka hatrany atsinanana) ary ny faritra misy ala dia andalovan' ny renirano maro izay midina avy any an-tendrombohitra mankany an-dranomasina.
Ny mponina ao Panama dia samy hafa fiaviana: ao ny Amerindiana, ny Afrikana ary ny Eorôpeana. Katôlika ny ankamaroan' ny Panameana.
Ny loharanon-karena lehibe indrindra ao amin' ilay firenena dia avy amin' ny fampiasana ny Lakandranon' i Panama, izay nanomboka tamin' ny 1914 dia lalana lehibe ara-barotra eo anelanelan' i Atlantika sy i Pasifika (tsy mila mihodidina an' i Amerika Atsimo).

Faritanin' i Kôlômbia Lehibe izy talohan' ny fahaleovantenany tamin' ny taona 1903.
Etimôlôjia Hanova
Betsaka ny teôria misy momban' ny fiavian' ny anarana hoe Panama. Misy milaza fa avy amina karazan-kazo ny anarana Panama; misy koa ny milaza fa tamin' ny taonan' ny mpanjanatany voalohany tonga tany, betsaka ny lolo amin' ny volana Aogositra ary panamá no anaran' ny lolo amin' ny fiteny tompontany. Ny tena malaza tamin' ireo teôria ireo dia ilay vohitra ipetrahan' ny mpanjono manana anarana hoe Panama, izay midika hoe "trondro".
Jeografia Hanova
I Panamá dia firenen' i Amerika Afovoany, voafaritry ny Ranomasina Karaiba, ny Ranomasimbe Pasifika, i Kôlômbia ary i Kôsta Rika.
Tantara Hanova
Kolontsaina Hanova
Toe-karena Hanova
Jereo koa Hanova
Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity - Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela
Kôntinenta eto an-tany