Kazakstàna

(tonga teto avy amin'ny Kazakstana)
Қазақстан Республикасы ((kk))
Qazaqstan Respublïkası kk
Республика Казахстан ru
Repoblikan'i Kazakstàna ((mg))
Sain'i Kazakstàna Mari-piandrian'i Kazakstàna
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Kazakhstan (orthographic projection).svg
Teny ofisialy Kazàka (fitenim-panjakana)
Rosy (fiteny ofisialy)
Renivohitra Nursultan
51°10′N 71°30′E
Tanàna lehibe indrindra Almaty
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha

 - Praiminisirtra
Repoblika
Kassym-Jomart Tokayev
Askar Mamin
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 9
2 717 300 km²
6,82
Isam-ponina
 - Tontaliny (2012)
 - hakitroka
faha 60
17 522 010[1] mpo.
5,7 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Kazàka
Sandam-bola Tengue (KZT)
Faritr'ora UTC +5 (andrefana) ary +6 (afovoany ary atsinanana)
Hiram-pirenena Менің Қазақстаным (Meniñ Kazakstanım)
(«Kazakstanako»)
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+7

I Kazakstana (na Repoblikan' i Kazakstana, amin' ny fiteny kazàka: Qazaqstan siril. Қазақстан, /qɑzɑqˈstɑn/; anarana lava: Qazaqstan Respublïkası, siril. Қазақстан Республикасы) dia firenena ao amin' ny faritra avaratr' i Azia afovoany. I Kazakstana dia faritanin' ny Fanjakana Rosiana ary anisan' ny repoblika mpikamban' ny Firaisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika taloha, ary nahaleotena tamin' ny taona 1991. Kazàka no anara-mponina.

Ny renivohiny dia i Astana; ny fiteny kazàka no tenim-panjakana ary ny fiteny rosiana no teny ôfisialy.

JeôgrafiaModifier

 
Sarintanin'i Kazakstàna

Amin' ny velarantaniny, i Kazakstàna no firenena fahasivy lehibe indrindra eto an-Tany. Ny halavan' ny sisintany mabasaraka azy amin' ny firenena manodidona azy dia 12 012 km. Manana amorontsiraka amin' ny ranomasina roa mihidy ilay firenena: ny ranomasina Kaspianina ary ny Ranomasin' i Aral. izay voazara roa.

ToekarenaModifier

Tohanan' ny solitany lafo vidy, ny taha fitomboan' ny PIB an' i Kazakstàna dia teo anelanelan' ny 8,9% sy 13,5% mandritry ny taona 2000 hatramin' ny taona 2007. Nohon' ny krizy ara-toekarena izay nanana ny fiantraikany eto amin' izao tontolo izao dia nidina ho 1-3% fotsiny ny taha fitomboana tamin' ny taona 2008 sy 2009, ary nitombo indray nanomboka tamin' ny taona 2010[2] Ny entana hafa avoakan' i Kazakstàna dia ny varimbazaha, lamba ary biby velona.

Avo be ny tahan' ny fitomboan' ny vidim-piainana: mahery ny 6,2% isan-taona ny fitomboany isan-taona ary nahatratra hatrany amin'ny 18,8% izy tamin' ny taona 2008.

Tamin' ny taona 2002, i Kazakstana no firenena voalohany indrindra izay avy amin' ny Repolika Sôvietika taloha izay nandoa ny trosany tamin'ny FMI.

FitenyModifier

Raha mila mahay miteny kazàka ny tena vao afaka manao depiote, ny fiteny rosiana no fiteny ampiasaina indrindra eny amin' ny tanàna, indrindraindrindra any avaratra izay ahitana ny ankamaroan' ny olona slava.

Jereo koaModifier

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

TsiahyModifier

  1. ((en)) Central Intelligence Agency, The World Factbook, 2012
  2. "The World Bank". Datafinder.worldbank.org. Retrieved 2010-06-01.