Ny hoala dia ampahan-dranomasina na ampaham-parihy mandroso miditra mankany anaty tany. Lehibe kokoa noho ny helodrano ny hoala. Na dia izany aza dia mifangaro ny fampiasana ny teny malagasy hoe hoala sy ny hoe helodrano.

Ny hoalan' i Meksika

Hoala maneran-tany hanova

Jereo koa hanova