Renirano
Ny renirano dia lakandrano voajanahary nohadian' ny ranomamy. Ny toerana ipoiran' ny renirano dia atao hoe loharano ary ny toerana anariany ny ranony dia atao hoe vavarano. Ny vavarano dia mety ranomasina na farihy.
Famaritana
hanovaNy renirano dia "rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony"[1].
Jereo koa
hanovaRanomasira
Ranovory
Ranomandeha
Loharano sy fanamarihana
hanova- ↑ Rajemisa-Raolison Régis, "Renirano", ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany, Antananarivo,1985.