Riakasia
Ny riakasia dia velaran-drano tsy lalina, saika mifandray amin' ny ranomasina raha tsy nisy andilan-tany na fasika manelanelana azy roa.
FamaritanaHanova
Ny riakasia dia "dobo na farihy kely mifandray amin' ny ranomasina"[1].
Jereo koaHanova
Ranomasira
Ranovory
Ranomandeha
Hafa
Loharano sy famaritanaHanova
- ↑ Service de la Logistique Pédagogique, "Riakasia", ao amin' ny Voambolana malagasy-malagasy (frantsay), Service de la Logistique Pédagogique / Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo,1986.