Ny Arabo dia ireo olona miteny arabo sady manana kolontsaina arabo avy ao amin'ny saikanosin'i Arabia ka miparitaka ao Afrika Avaratra sy ao Atsinanana Afovoany ary ao amin'ny saikanosin'i Arabia.