I Eorôpa Andrefana dia faritra mamondrona ireo firenena mikasika ny morontsiraka atlantika, izany hoe ireo firenena eo amin' ny faritra andrefana amin' i Eorôpa. Ny misy azy dia eo anelanelan' ny Ranomasimbe Atlantika sy i Eorôpa Avaratra, i Eorôpa Atsimo, i Eorôpa Afovoany.

Ny faritra ao Eorôpa araka ny kaody statistikan' ny Firenena Mikambana :      Eoropa Avaratra      Eoropa Andrefana      Eoropa Atsinanana      Eoropa Atsimo

Amin' ny lafiny ara-tantara, i Eorôpa Andrefana dia ireo firenena nanana fifandraisana diplômatika tamin' i Etazonia nandritry ny Ady Mangatsiaka, fa naitatra izy mba ho tafiditra ao ny firenena tsy momba ny anty na ny aroa toa an' i Soisa; manomboka mifafa izany sary izany tamin' ny fanitarana ny Vondrona Eorôpeanina.

Ireto avy ireo firenena isan' i Eorôpa Andrefana: i Alemaina, i Aotrisy, i Belzika, i Danemarka, i Espaina, ny Fanjakana Mitambatra, i Finlandy, i Frantsa, i Irlandy, i Islandy, i Italia, i Liktenstaina, i Loksemborga, i Nederlandy, i Norvezy, i Pôrtogaly, i Soeda, ary i Soisa.

Jereo koa hanova

Ireo faritra ao Eorôpa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.